Nankatò i Noa Satria Nanam-pinoana
Nanam-pinoana sy nankatò an’i Jehovah i Noa dia tsy maty rehefa naringana ny ratsy fanahy. Ho hitanao ato io tantara miorina amin’ny Genesisy 6:1–8:22; 9:8-16 io.
Mety ho Tianao Koa
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
“Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra” i Noa
Nahoana no sarotra tamin’i Noa sy ny vadiny ny nitaiza ny zanany? Nahoana izy ireo no nila finoana rehefa nanamboatra an’ilay sambofiara?
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Voaro i Noa “sy Ireo Fito Hafa”
Ahoana no nahatonga an’i Noa sy ny fianakaviany ho tafavoaka velona tamin’ilay vanim-potoana nanjombona indrindra teo amin’ny tantaran’ny olombelona?
VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY
Tena Nisy ve i Noa sy ny Safodrano?
Milaza ny Baiboly hoe nandefa safodrano Andriamanitra mba handripahana ny ratsy fanahy. Inona no porofo fa marina izany?
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Enoka: “Nahazo Sitraka Tamin’Andriamanitra Izy”
Mamelona ankohonana ve ianao sa miezaka mijoro amin’ny hevitrao satria fantatrao hoe marina ilay izy? Afaka miana-javatra avy amin’ny finoan’i Enoka ianao.
VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY
Iza moa ny Nefilima?
Antsoin’ny Baiboly hoe “olo-mahery fahiny, sady lehilahy nanan-daza” ry zareo. Inona no azontsika fantarina momba azy ireo?
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Ny Sambofiaran’i Noa
Nanambady vehivavy teto an-tany ny anjely sasany. Niteraka ry zareo, ary ngezabe ny zanany sady tia nampijalijaly olona. Feno herisetra àry ny tany. I Noa kosa tia sy nankatò an’Andriamanitra.