NY TILIKAMBO FIAMBENANA Novambra 2014 | Tena Misy ve i Satana?
Voafitaka daholo izay matahotra an’i Satana raha tsy tena misy akory izy. Raha tena misy indray izy, dia tena mahay mamitaka sady mampidi-doza mihoatra noho izay eritreretin’ny ankamaroan’ny olona.
MATOAN-DAHATSORATRA
Tena Misy ve i Satana?
Anjely ve i Satana sa tsy tena misy fa entina ilazana ny faharatsiana fotsiny?
MATOAN-DAHATSORATRA
Toetra Ratsy Fotsiny ve i Satana?
Misy tantara roa ao amin’ny Baiboly manampy antsika hahita ny valin’izany.
MATOAN-DAHATSORATRA
Aza Matahotra An’i Satana
Misy zavatra efatra omen’Andriamanitra mba hiarovana anao amin’i Satana.
RESADRESAKA MAHALIANA
Oviana no Nanomboka Nanjaka ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 2)
Ho fantatsika izany rehefa jerentsika ny faminanian’ny Baiboly sy ilay nofy nampahitan’Andriamanitra ny mpanjakan’i Babylona.
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
“Hataoko Ahoana ny Hanao Izany Ratsy Lehibe Izany?”
Nanadala an’i Josefa foana ny vadin’i Potifara. Ahoana anefa no nandavany azy?
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
Nanangana ny maty ve i Jesosy? Raha nanangana ny maty tokoa izy, nahoana izany no mampahery antsika?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Namorona ny Devoly ve Andriamanitra?
Ahoana no nampisy an’i Satana? Diniho izay nahatonga an’i Jesosy hiteny hoe “tsy nifikitra tamin’ny marina” ny Devoly.