Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Inona ny zavatra telo efa nataon’Andriamanitra mba hanamaivanana ny fahorian’ny olona? JEREO NY PEJY 5-6.

Inona no azonao atao mba hanampiana olona maty vady? JEREO NY PEJY 10-12.

Nahoana no tokony hitory ny mpanara-dia an’i Kristy? JEREO NY PEJY 17.

Inona no zavatra iray azonao atao, mba hanampiana ny zanakao hahay handray andraikitra? JEREO NY PEJY 19.

Inona no nahatonga ny lehilahy iray tsy tia fivavahana sady tsy tia fehezin’ny fanjakana, ho lasa mpitory ny Tenin’Andriamanitra? JEREO NY PEJY 28-29.