NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 5 2017 | Tena Misy ve ny Anjely?
AHOANA NY HEVITRAO?
Tena misy ve ny anjely? Hoy ny Baiboly:
“Derao i Jehovah, ry anjeliny mahery dia mahery, izay manatanteraka ny baikony sy mihaino ny feony.”—Salamo 103:20.
Resahin’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny anjely, sy ny fomba anampiany antsika.
MATOAN-DAHATSORATRA
Manampy Anao eo Amin’ny Fiainana ve ny Anjely?
Maro no lasa mino hoe manampy ny olona ny anjely, rehefa nahare na namaky tantara niresaka hoe nisy olona nampian’ny anjely.
MATOAN-DAHATSORATRA
Ny Marina Momba ny Anjely
Ny Baiboly ihany no tena mampahafantatra ny marina momba ny anjely.
MATOAN-DAHATSORATRA
Manana Anjely Mpiambina ve Ianao?
Afaka manantena ny harovan’ny anjely ve ianao?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ahoana no Anampian’ny Anjely Anao?
Efa imbetsaka Andriamanitra no naniraka anjely mba hanampy ny olombelona.
Fantatrao Ve?
Nanambany an’ireo tsy Jiosy ve i Jesosy rehefa niantso azy ireo hoe “alikakely”?
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Tsy Nisy Izany Andriamanitra Izany Tamiko
Namolavola ny fiainan’ny tovolahy iray ny Kominisma sy ny fampianarana hoe tsy misy Andriamanitra. Nahoana anefa izy no lasa liana tamin’ny Baiboly?
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
Ilay Nantsoin’Andriamanitra hoe “Andriambavy”
Nahoana no tena nety tamin’i Saraha io anarana vaovao io?
Inona no Lazain’ny Baiboly?
Toa tsy hisy mihitsy ny fiadanana sady hoatran’ny tsy hiadan-tsaina mihitsy ny olona, raha mbola be dia be ny fijaliana sy ny tsy rariny. Inona àry ny vahaolana?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Tsy Maintsy Manana ny Fivavahanao ve Ianao vao Ankasitrahan’Andriamanitra?
Mety ve ny hoe mivavaka amin’Andriamanitra ao an-trano fotsiny?