MIFOHAZA! No. 3 2017 | Avy Amin’Andriamanitra Tokoa ve ny Baiboly?
Avy amin’Andriamanitra ve ny Baiboly? Sa hevitr’olombelona fotsiny no ao?
Misy porofo telo ato amin’ity gazety ity manamarina fa avy amin’Andriamanitra tokoa ny Baiboly.
MATOAN-DAHATSORATRA
Avy Amin’ny Fanahy Masina ve ny Baiboly?
Mieritreritra ny olona sasany hoe misy ifandraisany amin’Andriamanitra ihany ny Baiboly. Ny hafa indray mihevitra hoe angano sy tantara fahiny ary fitsipik’olombelona fotsiny no hita ao.
MATOAN-DAHATSORATRA
Marina Daholo Izay Lazain’ny Baiboly
Marina tsara ny zavatra lazain’ny Baiboly momba an’ireo zavatra eo amin’ny natiora, ary efa ela be talohan’ny nahalalan’ny mpahay siansa azy ireny izy io no nilaza izany. Naminany momba an’ireo fanjakana hifandimby koa izy io, ary manome valiny mahafa-po momba an’ireo fanontaniana manahiran-tsaina antsika.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Tokony Hanao Raharaha ve ny Ankizy?
Ry ray aman-dreny, tsy te hampanao raharaha ny zanakareo ve ianareo? Jereo ato fa afaka manampy azy ireo handray andraikitra sy ho faly ny fanaovana raharaha.
Manana Atidoha Anankiroa ve Ianao?
Nahoana no antsoina hoe “atidoha faharoa” ny rafi-pitatitra ao amin’ny taovam-pandevonan-kanina? Inona marina no ataon’izy io?
FANADINADINANA
Miresaka ny Finoany Ilay Mpamorona Programan’ordinatera
Nino ny evolisiona ny Profesora Fan Yu tamin’izy nanomboka niasa. Lasa mino anefa izy izao hoe Andriamanitra no namorona ny zava-drehetra. Nahoana?
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Anjely
Aseho amin’ny boky sy sary ary filma ny anjely. Inona no lazain’ny Soratra Masina momba azy ireo?
NISY NAMORONA VE?
Ny Volon’ny Loutre An-dranomasina
Voaro amin’ny hatsiaka ireo biby mampinono mivelona any anaty ranomasina, satria matevina be ny taviny. Zavatra hafa kosa no miaro ny loutre an-dranomasina.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?
Mieritreritra ianao hoe tokony hoentina hoatran’ny olon-dehibe amin’izay, nefa tsy manaiky an’izany ny ray aman-dreninao. Inona no azonao atao mba hatoky anao izy ireo?
Avy Amin’iza ny Baiboly?
Tena azo antsoina hoe Tenin’Andriamanitra ve ny Baiboly nefa olona no nanoratra azy? Hevitr’iza no hita ao amin’izy io?