MIFOHAZA! No. 2 2017 | Avy Amin’iza ny Hery Miafina?
Matetika ny filma sy fandaharana amin’ny tele no ahitana mpanao mazia, mpilalao ody, na vampira.
Araka ny hevitrao, tsy mampaninona ve ny mijery an’izany sa mety hampidi-doza?
Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana ny olona no liana amin’ny hery miafina, ary iza no tena ao ambadik’izany.
MATOAN-DAHATSORATRA
Maro no Liana Amin’ny Hery Miafina!
Anisan’ny mahaliana ny olona ny mpanao mazia, mpamosavy, vampira, olona misy demonia, ary matoatoa. Fa nahoana?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ahoana no Fiheveran’ny Baiboly ny Herin’ny Maizina?
Maro no tsy mino hoe tena misy ny hery miafina sy ny asan’ny maizina. Tsy mivazivazy amin’io resaka io anefa ny Baiboly. Inona no lazainy ary nahoana izy no milaza an’izany?
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Tantely Mipetraka Amin-javatra
Nahoana no azo ampiasaina tsara amin’ny fitaovana hibaikoana robot kely manidina ny teknika ampiasainy?
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Ahoana Raha Maty ny Dadanao na ny Mamanao?
Mafy be izany hoe maty ray na reny izany. Inona no hanampy ny tanora hizaka ny alahelony?
Inona no Hanampy An’ireo Ankizy Nidonam-pahoriana?
Misy ankizy maty havana akaiky resahina ato. Ahoana no nanampian’ny Baiboly azy ireo hiatrika an’izany?
TANY SY MPONINA
Fitsidihana An’i Espaina
Misy faritra samihafa sy olona isan-karazany any Espaina. Misy karazan-tsakafo iray koa tena mampiavaka azy, satria izy no firenena mpamokatra azy io eran-tany.
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Lakroa
Maro no mino hoe marika amantarana ny Fivavahana Kristianina ny lakroa. Maty teo amin’ny lakroa ve i Jesosy? Nampiasa lakroa ve ny mpianany rehefa nivavaka?
Te Hahazo Izay Lazain’ny Baiboly ve Ianao?
Ho hitanao ato hoe inona no ilainao na tsy ilainao, raha te hahazo izay lazain’ny Baiboly ianao.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Ahoana no Hiatrehako Olana Lehibe?
Mitantara ny fomba niatrehany olana ny tanora roa.
Tena Misy ve ny Demonia?
Iza ireo demonia? Ary avy aiza izy ireny?