MIFOHAZA! Martsa 2015 | Tena Misy ve Andriamanitra? Nahoana Ianao no Tokony Hamantatra Izany?

Mety hahagaga anao ny valin’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Tena Misy ve Andriamanitra? Nahoana Ianao no Tokony Hamantatra Izany?

Ilaina ve ny mandinika an’izany, na dia maro aza no mihevitra fa tsy ho fantatra mihitsy ny valiny na tsy ilaina akory ny mamantatra azy?

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba An’i Afrika

Misy mamono an-tsokosoko ny tokantandroka. Maro koa ny mpanao kolikoly nefa tsy voasazy. Samy manaporofo inona ireo?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Mahaiza Mifandray Amin’ny Rafozanao

Aza avela hampiady anareo mivady ny resaka rafozana. Ireto misy torohevitra telo.

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Didy Nampizara Roa An’izao Tontolo Izao

Nahoana no i Brezila ihany no firenena miteny portogey, any Amerika?

Fanafody Voajanahary ny Rivotra Madio sy Tara-masoandro

Hitan’ny mpahay siansa ankehitriny fa marina ny tenin’ny dokotera sasany tamin’ny 1800 tany ho any.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Loka

Fialam-boly fotsiny ve ny miloka?

NISY NAMORONA VE?

Ny Sofin’ny Samoina

Tsotra kely ny sofiny, nefa mandre lavitra noho ny sofin’ny biby hafa rehetra fantatry ny mpahay siansa.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny hoe Manadala

Henoy ny hevitry ny tanora 5 momba ny atao hoe manadala sy izay tokony hatao rehefa iharan’izany.

Manaova Madio sy Milamina

Milamina daholo ny zavatra nataon’i Jehovah. Tianao koa ve ny mba hadio sy hilamina?