MIFOHAZA! Aprily 2014 | Aza Mamoy Fo! Mbola Mendrika ny ho Velona Ianao
Efa nieritreritra hamono tena ve ianao na ny olona fantatrao? Jereo ato ny valin’ilay fanontaniana hoe: Nahoana aho no mbola mendrika ny ho velona?
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Jiro nampifanarahana handrindrana fifamoivoizana, be loatra ny olona marary noho ny hatavezana, ary vorona 60 taona mahery mbola foy ny atodiny.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Manaiky Hahitsy ve Ianao?
Mahasosotra indraindray ny torohevitra na fanitsiana. Nahoana anefa izany no mahasoa?
MATOAN-DAHATSORATRA
Aza Mamoy Fo!
Nahoana no misy olona mieritreritra hoe tsara kokoa izy raha maty?
MATOAN-DAHATSORATRA
Satria Mbola Miova ny Fiainana
Na tsy azonao ovana aza ny fiainanao, dia mbola misy azonao atao.
MATOAN-DAHATSORATRA
Satria Misy Afaka Manampy Anao
Misy zavatra telo afaka manampy anao tsy hamoy fo tanteraka.
MATOAN-DAHATSORATRA
Satria Mbola Misy Fanantenana
Na toy ny ao anaty haizim-pito aza ianao izao, dia mbola ho avy ny maraina. Manàna fanantenana.
FANADINADINANA
“Resy Lahatra Aho hoe Misy ny Mpamorona”
Tofoka tamin’ny fivavahana i Frédéric Dumoulin, ka tsy nino an’Andriamanitra. Niova hevitra izy rehefa nianatra Baiboly sy nikaroka momba ny natiora. Nahoana?
TANY SY MPONINA
Fitsidihana An’i Kambôdza
Misy olona mbola tsy nifankahalala akory nefa mifampiantso hoe zoky, zandry, dadatoa, nenitoa, dadabe, na bebe. Nahoana?
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Fanavakavaham-bolon-koditra
Mitovy daholo ve ny olona rehetra, na inona na inona firazanany? Mbola ho foana ve ny fanavakavaham-bolon-koditra?
NISY NAMORONA VE?
Ny Elatry ny Lolo
Toa malama ny elatry ny lolo rehefa jerena. Misy kirany kely mifanaingina anefa izy io, raha ny marina. Inona no ilana an’izany?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Hafatra Vetaveta?
Misy mampirisika anao handefa ny sarinao miboridana amin’ny alalan’ny telefaonina ve? Tsy mampaninona ve ny manao an’izany?
Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?
Ankizy maro no tsy afa-manoatra rehefa misy mampijaly. Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe inona no azo atao raha misy mampijaly ianao.
Inona no Atao hoe Tena Namana?
Betsaka ny namana sandoka, nefa ahoana no ahitana tena namana?
Namonjy Olona Be dia Be i Josefa
Diniho miaraka amin’ny fianakavianao ny Genesisy toko 41-50. Ataovy ireto kilalao ara-baiboly ireto.