Manao sy Milaza ny Marina HANDEFA Manao sy Milaza ny Marina De 25:13-16; 2Ko 8:21; Ef 4:25; He 13:18 Jereo koa ny Jb 6:25; Oh 3:32; 6:16-19; 2Ko 6:3, 4, 7, 8 Ohatra ao amin’ny Baiboly: Sl 15:1-5—Resahin’i Jehovah hoe ahoana no atao mba ho lasa namany akaiky. Anisan’ny takiny amin’ny namany ny hoe manao ny marina As 5:1-10—Nofaizin’Andriamanitra i Ananiasy sy Safira satria tsy nilaza ny marina Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa NY TILIKAMBO FIAMBENANA Mahasoa ny Manao ny Marina Foana Misy tantaran’olona mampiseho ato fa zava-dehibe ny manao ny marina. MANONTANY NY TANORA Nahoana Aho no Mila Manao ny Marina? Tsy ny olona mifraody ve no mahazo tombony? MOMBA ANAY Hangataka Hotsidihina Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah. Hanao Pirinty Hizara Hizara Manao sy Milaza ny Marina ANDININ-TENY MANAMPY AMIN’NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Manao sy Milaza ny Marina Malagasy Manao sy Milaza ny Marina https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/1add6d1d93/images/syn_placeholder_sqr.png scl p. 86