ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 Bokin’i Amosa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 Topy Maso 1 Teny avy amin’i Jehovah nolazaina tamin’i Amosa (1, 2) Didim-pitsarana satria nikomy foana (3-15) Syria (3-5), Filistia (6-8), Tyro (9, 10), Edoma (11, 12), Amona (13-15) 2 Didim-pitsarana satria nikomy foana (1-16) Moaba (1-3), Joda (4, 5), Israely (6-16) 3 Hanambara didim-pitsarana (1-8) Mampahafantatra ny tsiambaratelony i Jehovah (7) Fanamelohana an’i Samaria (9-15) 4 Fanamelohana an’ireo ombivavin’i Basana (1-3) Esoin’i Jehovah ny fanompoan’ny Israely (4, 5) Tsy niova ny Israely na dia nofaizina aza (6-13) “Miomàna hifanatrika amin’ny Andriamanitrao” (12) ‘Milaza ny heviny amin’ny olona Andriamanitra’ (13) 5 Hoatran’ny virjiny nianjera ny Israely (1-3) Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo (4-17) Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara (15) Ho haizina ny andron’i Jehovah (18-27) Tsy hankasitrahan’i Jehovah ny sorona hataon’ny Israely (22) 6 Hahita loza ny olona matoky tena! (1-14) Fandriana ivoara; vilia baolina misy divay (4, 6) 7 Fahitana mampiseho hoe akaiky ny farany ho an’ny Israely (1-9) Andiam-balala (1-3), afo (4-6), pilao (7-9) Tsy navela haminany intsony i Amosa (10-17) 8 Fahitana momba ny harona misy voankazo masaka fahavaratra (1-3) Nomelohina ireo mpampijaly ny mahantra (4-14) Mosary ara-panahy (11) 9 Tsy hisy ho afaka handositra ny didim-pitsaran’Andriamanitra (1-10) Hatsangana ny trano rantsankazon’i Davida (11-15) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Amosa—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Amosa—Topy Maso Malagasy Amosa—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Amosa p. 1378-1379