ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 Bokin’ny Tantara Faharoa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 Topy Maso 1 Nangataka fahendrena i Solomona (1-12) Nanan-karena be i Solomona (13-17) 2 Nomanina ny fanorenana ny tempoly (1-18) 3 Nanomboka nanorina ny tempoly i Solomona (1-7) Ny Masina Indrindra (8-14) Andry varahina roa (15-17) 4 Ilay alitara, ilay Ranomasina, ary ny koveta (1-6) Fitoeran-jiro, latabatra, ary tokotany (7-11a) Vita ny fitaovana rehetra ho an’ny tempoly (11b-22) 5 Nomanina ny fitokanana ny tempoly (1-14) Nentina nankao amin’ny tempoly ny Vata (2-10) 6 Ny kabarin’i Solomona tamin’ny vahoaka (1-11) Ny vavaka nataon’i Solomona tamin’ny fitokanana (12-42) 7 Feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempoly (1-3) Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (4-10) Niseho tamin’i Solomona i Jehovah (11-22) 8 Zavatra hafa naorin’i Solomona (1-11) Nalamina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (12-16) Ny sambon’i Solomona (17, 18) 9 Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba (1-12) Ny harenan’i Solomona (13-28) Maty i Solomona (29-31) 10 Nikomy tamin’i Rehoboama ny Israely (1-19) 11 Fanjakan’i Rehoboama (1-12) Nifindra tany Joda ny Levita tsy nivadika (13-17) Ny fianakavian’i Rehoboama (18-23) 12 Nanafika an’i Jerosalema i Sisaka (1-12) Nifarana ny fanjakan’i Rehoboama (13-16) 13 Abia, mpanjakan’ny Joda (1-22) Resin’i Abia i Jeroboama (3-20) 14 Maty i Abia (1) Asa, mpanjakan’ny Joda (2-8) Nandresy Etiopianina 1 000 000 i Asa (9-15) 15 Ny fanovana nataon’i Asa (1-19) 16 Nanao fifanarahana tamin’ny Syrianina i Asa (1-6) Niteny mafy an’i Asa i Hanany (7-10) Maty i Asa (11-14) 17 Josafata, mpanjakan’ny Joda (1-6) Nampianarina ny vahoaka (7-9) Ny tafik’i Josafata (10-19) 18 Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba i Josafata (1-11) Naminany i Mikaia hoe ho resy i Ahaba sy Josafata (12-27) Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (28-34) 19 Niteny mafy an’i Josafata i Jeho (1-3) Ny fanovana nataon’i Josafata (4-11) 20 Norahonan’ny firenena manodidina ny Joda (1-4) Nangataka fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata (5-13) Namaly an’ilay vavaka i Jehovah (14-19) Novonjen’i Jehovah ny Joda (20-30) Nifarana ny fanjakan’i Josafata (31-37) 21 Jorama, mpanjakan’ny Joda (1-11) Taratasy avy tamin’i Elia (12-15) Ratsy fiafara i Jorama (16-20) 22 Ahazia, mpanjakan’ny Joda (1-9) Nalain’i Atalia an-keriny ny fitondrana (10-12) 23 Nanao zavatra i Joiada; natao mpanjaka i Joasy (1-11) Novonoina ho faty i Atalia (12-15) Ny fanovana nataon’i Joiada (16-21) 24 Fanjakan’i Joasy (1-3) Nanavao ny tempoly i Joasy (4-14) Nivadika i Joasy (15-22) Nisy namono i Joasy (23-27) 25 Amazia, mpanjakan’ny Joda (1-4) Niady tamin’i Edoma (5-13) Nanompo sampy i Amazia (14-16) Niady tamin’i Joasy mpanjakan’ny Israely (17-24) Maty i Amazia (25-28) 26 Ozia, mpanjakan’ny Joda (1-5) Nahery ny tafik’i Ozia (6-15) Nirehareha i Ozia dia lasa boka (16-21) Maty i Ozia (22, 23) 27 Jotama, mpanjakan’ny Joda (1-9) 28 Ahaza, mpanjakan’ny Joda (1-4) Resin’ny Syrianina sy ny Israely (5-8) Nampitandrina ny Israely i Odeda (9-15) Nietry ny Joda (16-19) Nanompo sampy i Ahaza; maty izy (20-27) 29 Hezekia, mpanjakan’ny Joda (1, 2) Ny fanovana nataon’i Hezekia (3-11) Nodiovina ny tempoly (12-19) Naverina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (20-36) 30 Nankalaza ny Paska i Hezekia (1-27) 31 Nopotehin’i Hezekia daholo ny sampy (1) Notohanana tsara ny mpisorona sy ny Levita (2-21) 32 Norahonan’i Sankeriba i Jerosalema (1-8) Nihantsy an’i Jehovah i Sankeriba (9-19) Naripaky ny anjely iray ny tafiky ny Asyrianina (20-23) Narary i Hezekia; nirehareha izy (24-26) Ny zava-bitan’i Hezekia; maty izy (27-33) 33 Manase, mpanjakan’ny Joda (1-9) Nibebaka i Manase (10-17) Maty i Manase (18-20) Amona, mpanjakan’ny Joda (21-25) 34 Josia, mpanjakan’ny Joda (1, 2) Ny fanovana nataon’i Josia (3-13) Hita ny boky misy ny Lalàna (14-21) Naminany loza i Holda (22-28) Novakin’i Josia tamin’ny vahoaka ilay boky (29-33) 35 Nanomana ny hankalazana ny Paska i Josia (1-19) Novonoin’i Farao Neko i Josia (20-27) 36 Joahaza, mpanjakan’ny Joda (1-3) Joiakima, mpanjakan’ny Joda (4-8) Joiakina, mpanjakan’ny Joda (9, 10) Zedekia, mpanjakan’ny Joda (11-14) Rava i Jerosalema (15-21) Didin’i Kyrosy hoe haorina indray ny tempoly (22, 23) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 2 Tantara—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 2 Tantara—Topy Maso Malagasy 2 Tantara—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 2 Tantara p. 662-663