Hijery ny anatiny

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Mampirisika ny Olona Handefitra Amin’ny Zavatra Rehetra ve ny Baiboly?

Mety tsy ho araka ny nieritreretanao azy ny valiny.

 

Mbola Mahasoa Ihany ve ny Manao ny Tsara?

Maro no miteny hoe: ‘Ny sainao ihany no mitondra an’io. Izay mahafinaritra ny fonao atao!’ Mety tokoa ve anefa izany? Fantaro izay lazain’ny Baiboly.

Inona no Hanampy Anao Hifehy ny Toaka Sotroinao?

Misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao tsy hisotro toaka be loatra ato, na dia miady saina be aza ianao.

Mihabetsaka ny Olona Manirery Eran-tany

Ahoana no Hatao mba Tsy ho Tratran’izany?

 

Toetra Takin’Andriamanitra ny Hatsaram-panahy

Nahoana isika no tokony ho tsara fanahy? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’io toetra io?

Nilaozan’ny Toetrandro ve ny Fanajana?

Ho hitanao ato hoe inona no hanampy anao hanaja tena sy hanaja ny hafa ary hanaja ny aina.

 

Nahoana Isika no Mila An’Andriamanitra?

Ho hitanao ato fa afaka ny ho sambatra sy ho afa-po eo amin’ny fiainana ianao, raha mifandray amin’Andriamanitra.

Ahoana Raha Misy Olona Ratsy Fanahy Amiko ao Amin’ny Internet?

Inona no tokony ho fantatrao, ary inona no azonao atao?

Te Hanahaka An’i Jesosy ve Ianao? Miezaha Àry...

Misy toetra valo nananan’i Jesosy foana teo amin’ny fiainany.

Iza no Fidinao ho Mpitondra?

Inona no Lazain’ny Baiboly?

 

Ahoana no Niandohan’ny Halloween?

Tsy mampaninona ve ny manao Halloween na dia avy amin’ny mpanompo sampy aza ny fombafomba amin’ilay izy?

Afaka Manampy Anao ny Baiboly

Izany no ho hitanao rehefa mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka aminay ianao.

 

Ahoana no Hampisy Fiadanana etỳ An-tany?

Jereo ilay fampanantenan’Andriamanitra hoe hampiasa ny Fanjakany mba hampiadana ny tany.