Baiboly Sora-tanana
Sora-tanana Grika Fahiny Nahitana ny Anaran’Andriamanitra
Voaporofo fa misy ny anarana hoe Jehovah ao amin’ny “Testamenta Vaovao.”
Vatosoa Hita Tany Anaty Fako
Ilay sombin-taratasy any amin’ny Tranomboky John Rylands no sora-tanana tranainy indrindra hita amin’ny Soratra Grika Kristianina.
Voavaky Ihany Ilay Horonana Tranainy Be
Nahita horonam-boky main’ny afo ny mpikaroka tany En-jedy tamin’ny 1970. Nisy teknolojia azo nitarafana an’ilay izy, dia hita ihany ny tao anatiny.
Mora Simba ny Fitaovana Nanoratana Azy
Hodi-biby sy taratasy papyrus no nampiasain’ny mpanoratra Baiboly sy mpanao dika soratra. Nahoana anefa no mbola misy hatramin’izao ireo Baiboly sora-tanana fahiny?
Milaza ny Marina Momba ny Fiainan’i Jesosy ve ny Baiboly?
Jereo ny zavatra sasany momba ny fitantaran’ny Filazantsara sy ny sora-tanana tranainy indrindra fantatra.